Dikan'ny teny : famelana

Hampiditra dikany hafa
(vela) a. : Fanajanonana, fandaozana : Eto no famelana ny fahazaran-dratsy rehetra raha te handroso amin'ny fiainan'ny mpivady marina ianao. Fanomezan-dalana : Avy aiza no nahazoanao famelana handeha eran'ny sahako? Famindrana fo : Mangata-pamelana, tompoko, fa diso. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069