Dikan'ny teny : fambata
Hampiditra dikany hafa
(bata) a. : Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra : Toy izao no fambata io uata io. 1 p.t. : Azo bataina : Tsy fambata ny zavatra toy io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha