Dikan'ny teny : famarana

Hampiditra dikany hafa
(fatra) a. : Fitaovana entina mamantatra ny fatran'ny zavatra iray : Maro ny famaran'ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga... Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078