Dikan'ny teny : famalanana
Hampiditra dikany hafa
1.
(valana) a. : Fampivalanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(ualana) a : Fandefasana hanaraka ny rano ) fandroahana, fampihatahana lavitra ) fanasiana fandairandoko amin' ny lamba ) fandisoana feon-kira / fanaovana izay hivalanana, fampivalanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha