Dikan'ny teny : famakiloha

Hampiditra dikany hafa
a. : Biby maitsomaitso sahala amin'ny valala, ary misy toy ny famaky eo amin'ny vavany, izay nahatonga ny anarany (Mantis religiosa). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091