Dikan'ny teny : fahatelobe
Hampiditra dikany hafa
a. : Laharana fahatelo amin'ny sikidy. ? H.o, : Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny hahalany ny harenan' ny havany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha