Dikan'ny teny : fadintseranana

Hampiditra dikany hafa
a. : Vola alaina amin'ny varotra atao amin' ny seranana na amin'ny zavatra mandalo eo aminy. (A-narana nomendRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon'ny tokotany ny fadiny), Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0974