Dikan'ny teny : fadimbolana

Hampiditra dikany hafa
a. : Fahataitairan'ny bibivavy mitady lahy. / Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan'ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104