Dikan'ny teny : fadiditra
Hampiditra dikany hafa
1.
na Ladinintrambo o. : Anaran' aretina mitovitovy amin'ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a. : Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hi-ta lanfny. - t.i.f. : Fadidirana, afadidi-~ira, voafadiditra, tafadiditra / mifadiditra,fifadiditra,mpifadiditra / ifadidirana, fifadidirana f mahafadiditra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha