Dikan'ny teny : f

Hampiditra dikany hafa
Tarehintsoratra fahadimy ary renitsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoe fi na fe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man-, izay tonga mam- amin' izay : man+fototra =mamototra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1978