Dikan'ny teny : eveka

Hampiditra dikany hafa
(fr. Evéque) a.: (Fiv. kat.) Dimbin'ny apostoly, nandray ny sakaramentan'ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan'ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin'ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2146