Dikan'ny teny : etsaka
Hampiditra dikany hafa
1.
p.a. : Lena tanteraka amin'ny rano na ranonorana, vonto : Etsaky ny orana ny tambohonay uao natsangana ha nirodana. ? H.o. : A-fa-po tanteraka : Etsaka ny faniriako. ΒΆ M.h, : Boboka, amp oka. i Lit f. : Etsahina, voaetsaka 1 manetsaka, fanetsaka, mpanetsaka ( anetsahana, fanetsahana i mahetsaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Etsaketsaka a. : Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany, - t.i.f. : Etsaketsahana na etsaketsahina, aetsaketsaka, voaetsaketsaka / manetsaketsaka, fanetsaketsaka, mpanetsaketsaka 1 anetsaketsahana, fanetsaketsahana ( mahetsaketsaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha