Dikan'ny teny : esotra

Hampiditra dikany hafa
ft. : Enti-milaza fanalana zavatra amin'ny toerana iray, fampihenana... - t.i.f. : Esorina, voaesotra ! manesotra, fanesotra, mpanesotra / anesorana, fanesoranaj miesotra, fiesotra, mpiesotra / iesorana, fiesorana / mahesotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066