Dikan'ny teny : empoina
Hampiditra dikany hafa
(empo) mt.ih. (empoy) : Atao mitsonika amin' ny fitanehana na fampitaninana andro na afo : Empoina ny metaly uao azo tefena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha