Dikan'ny teny : elefanta

Hampiditra dikany hafa
(fr. éléphant) a. : Biby makadiry indrindra amin' ny biby an-tanetY, milanja hatramin'ny 5 taonina. (Ny elefanta izay tsy fahita afatsy any Afrika sy any Azia dia manan-koditra matevina; ny nifiny anoloana ambony dia miranirany lava lehibe ataony fiarovan-tena arY no-mena anarana hoe uangin'elefanta; ny molony ambony kosa lava mitarozaka ka ampiasainY ho organa fandraisan-javatra; mety ho velona mandritra ny 100 taona ny elefanta). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087