Dikan'ny teny : eisy

Hampiditra dikany hafa
Ampiasaina araka ny toe-j?vatra mitranga: Na fandavana izany : Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany, na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga : Eisy! aza atao mahakiuy izany! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015