Dikan'ny teny : drokidrokina

Hampiditra dikany hafa
(drokidroky) mt.ih. (drokidrokio) : Tambatambazana, kolikolena : Nodrokidrokiny ny mpiambina dia namela azy hivoaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008