Dikan'ny teny : dradraka
Hampiditra dikany hafa
a. : Antso mafy amim-pahatairana noho ny fisehoan-javatra tsy nampoizina tampoka. 4 t.i. : Midradraka, fidradraka / idradrahana, fidradrahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha