Dikan'ny teny : dokoroka
Hampiditra dikany hafa
a. : Fanjoretra na fanjonitra atao mba hangorahan'ny olona ny tena. - t.i.f. : Mandokoroka, fandokoroka, mpandokoroka / andokorohana, fandokorohana / mahadokoroka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha