Dikan'ny teny : dohàka
Hampiditra dikany hafa
1.
p.t. : Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena. - t.i.f. : Adohàka / midohàka, fidohàka, mpidohàka / idohàfana, fidohàfana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Dohaka p.t. : Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. - t.i.f. : Midohaka, fidohaka, mpidohaka / idohafana, fidohafana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha