Dikan'ny teny : dobo

Hampiditra dikany hafa
a.: Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan'olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary : Nanao dobon-trondro anankiroa izahay ers) amin'ny tanin'anana. 1 Farihy kely : Misa dobo kely ao andrefantranonay. M.h. : Farihy, kamory, ranovory, ranomihandrona, antara, heniheny, hetrina, honahona, hotsaka, petsapetsa, matsabory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065