Dikan'ny teny : doaka
Hampiditra dikany hafa
a. : Vovoka na setroka mitorajofo, ary misy fofona toa manempotra kely na mafaraka mahakofona. 6 t.f.f. : Midoaka, fidoaka 1 idoafana na idoahana, fidoafana na fidoahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha