Dikan'ny teny : dinihina
Hampiditra dikany hafa
1.
(dinika) mt.ih. (diniho) : Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany : Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
fotorana tsara: Tokony hofakafakaina tsara itS' raharaha ityf.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha