Dikan'ny teny : dindo
Hampiditra dikany hafa
a. : Tandindona, taratry ny tena; matoatoa. - F.-p. : Mamaia dindo : manao veloma ny fiainana, mamela fahatsiarovana. / Ma-mono dindo : mandroaka matoatoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha