Dikan'ny teny : dindina
Hampiditra dikany hafa
a. : Ny ateraky ny feo lavareny sady mikarantsana ka mbola re mangintsina ao anaty sofina na dia efa mijanona aza. * t.i.f. : Mandindina, fidindina / idindinana, fidindinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha