Dikan'ny teny : dihindihina
Hampiditra dikany hafa
a. : Fandeha sy fihetsika miandranandrana feno rehareha. - t.i.f. : Midihindihina, fidihindihina, mpidihindihina / idihindihinana, fidihindihinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha