Dikan'ny teny : dadatoa
Hampiditra dikany hafa
a : Teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin'ny iray tam-po amin'ny ray na ny reny : Lasa androany nankany andafy ny dadatoanay. 1 H.i. : Teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja : Aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha