Dikan'ny teny : dadafara

Hampiditra dikany hafa
a. : Teny iantsoana na ilazana ny faralahy amin' ny iray tam-po amin'ny ray na ny reny : Andeha hitsena an'i dadafara izahay fa ho tonga anio izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079