Dikan'ny teny : dadabe
Hampiditra dikany hafa
a. : Fiantsoana ny rain'ny ray na ny rain'ny reny : Andeha ho aiza ianao, ry dadabe ? ΒΆ M.h. : Kakibe, fa azo ampiasaina koa hilazana tsotra ny rain'ny ray na ny rain'ny reny ; raibe : La-sa any an-tsena i dadaben'i Soa. . Teny fanajana ilazana lehilahy efa zokiolona tokony hanana zafikely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha