Dikan'ny teny : dababaka
Hampiditra dikany hafa
p.t. : Enti-milaza ny rano feno be loatra, mihoatra ny mety : Dababaka ioatra indray rano amin'ny tanin'anandrano ka sao dia mahald azy. - t.i.f, : Midababaka, fidababaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha