Dikan'ny teny : bozy
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely : Andeha mantsaka, ry Bozy a
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a : Fiasan'ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin'ny tenan'ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
na Bojy (Ski) a : Kabaro andrahoina tsy misy fangarony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha