Dikan'ny teny : bove

Hampiditra dikany hafa
na Bovey (fr. bouvet) a : Hazo misy andahiny sy ambaviny ka afaka mifampiditra atao gorodona : Vita boue ny gorodon'ny trano fandraisam-bahininay, - t.i.f. s Voabove / manabove, fanabove, mpanabove 1 anabovezana, fanabovezana 1 mahabove. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066