Dikan'ny teny : boty
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Lalana tery.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Kely, madinika, tsy lehibe na be vava : Karama boty ; hala-boty.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha