Dikan'ny teny : boramena
Hampiditra dikany hafa
p.t. : Enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena : Boramena teo no ho eo izy raha uao norahonandRakoto. f' a : Anarana omen'ny olona ny karazan'olona fotsy somary mena mba hanarabiana sy hanesoana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha