Dikan'ny teny : bontsinina
Hampiditra dikany hafa
(bontsina) mt.ih. (bon tsino) : Atao mizihitra : Bontsino ny baolina fa noana izy izany. •H.o.: Ambosina, vokisana : Nobontsinin' olona izy maton nahavita izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha