Dikan'ny teny : bonaika

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin'ny namana na hipelipelika any am-pianarana. - t.i.f.: Mibonaika, fibonaikaJibonehana,fibonehana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0622