Dikan'ny teny : bolila
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fibolisarana kely, fikororosiana amin'ny tany malama, saingy kelikely ihany. • H. o.: Filefana, fiporitsahana. ¶ M. h.: Bolaly, bolasitra, bolisatra. - t.i.f.: Abolila, tafabolila f manabolila, fanabolila, mpanabolila f anabolilana, f anabolilana / mibolila, fibolila, mpibolila 1 ibollana, fibolilana f bolilalila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Mitovy heuitra amin' ny Bolaly.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha