Dikan'ny teny : bokitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fibontsinana, fibohirana. - t.i.f : Manabokitra, fanabokitra, mpanabokitra / anabokirana, fanabokirana / mibokitra, fibokitra / ibokirana, fibokirana / mahabokitra 1 bokitrakitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha