Dikan'ny teny : bofoka

Hampiditra dikany hafa
ft : Enti-milaza firakofana lamba matevina eo ampitoerana na eo am-pandriana. i ti.f.: Mibofoka, fibofoka, mpibofoka 1 ibofana, fibofohana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067