Dikan'ny teny : bodika
Hampiditra dikany hafa
ft.: Enti-milaza zavatra misavorovoro, misavoritaka. i t.i.f.: Bodehina, abodika 1 manabodika, fanabodika, mpanabodika 1 anabodehana, fanabodehana 1 mibodika, fibodika / ibodehana, fibodehana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha