Dikan'ny teny : boboka
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo ireto ka tokony hafindra toerana. • Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy uao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran'ny arabe fotsiny.H. o.: Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe. ? Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto no-ho ny hamandoana - t.i.f.: Bobohana, aboboka, voaboboka 1 manaboboka, fanaboboka, mpanaboboka / anabobohana, fanabobohana / miboboka, fiboboka, mpiboboka / mahaboboka / boboboboka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha