Dikan'ny teny : boba
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany: Varo-boba it? ny eto an-tsena fa hariva ny andro no avy ny orana. / Boba ny uoankazo. - t.i.f.: Bobaina 1 mamboba, famboba, mpamboba / ambobana, fambobana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha