Dikan'ny teny : binitsika
Hampiditra dikany hafa
(bitsika) mt. ih. misy tsofoka in: Voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina: Inona no nobinitsiny taminao tao!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha