Dikan'ny teny : bineda
Hampiditra dikany hafa
(beda) mt. ih. misy tsofoka in: Voabeda, bedaina, fihinina amin'ny sandry: Ho nobinedan'ny fahaualo aho raha tratrany tao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha