Dikan'ny teny : bilaotra
Hampiditra dikany hafa
1.
(angl. blotting) a: Fanamainan-tsoratra, biovara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Fihatahana, fihodivirana kely. • H,o.: Hadisoana kely. - t.i.f.: Mibilaotra, fibilaotra / ibilaorana, fibilaorana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha