Dikan'ny teny : bilady
Hampiditra dikany hafa
a.: Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan'ny fianakaviana na foko amin'izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho uaky bilady amin'izay nentin'ny ray aman-dreny na ny razana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha