Dikan'ny teny : bibimora

Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipenti- na fotsy vasobasoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068