Dikan'ny teny : bezanozano
Hampiditra dikany hafa
a.: Foko kely dia kely, mitoetra amin'ny tany lemaka manodidina an'i Mangoro, voafaritry ny tanin'i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Marina, andrefana. Tanàndehibebe: Moramanga, Beparasy, Anliro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha