Dikan'ny teny : bedabedaina
Hampiditra dikany hafa
(bedabeda) mt. ih. (bedabedao): Raidraisina ka fihimpihinina ary avadibadika: Aza bedabedaina ohatra izao ny mofo mbola hohanina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha