Dikan'ny teny : basivava

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Enti-milaza: Olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an'iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray. ? Olona mpilaza habobo, mpirehaka. • Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivaua nitantara izany tany amin-dry zoky tany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068